Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Miss France 2009

Asa ianareo raha nahita na tsia fa dia tonga hatraty Frantsa izao ny OBARACK’mania @ resaka volon-koditra no resahina

Fahiny tokoa mantsy dia tena hoe tonga lafatra ny  vehivavy Europeana fotsy, raha resaka volon-koditra no resahina eto ann, ‘teint de lait, peau de porcelaine…’ @ izao dia tsy misy lanjany intsony izany fa tonga dia hoe hihih vazàha lany mofo!!!, maniry ohatra ny anana aty @ tandrefana @izao fotoana  ny cabine d’esthetique ahitana fanaovana bronzage sy ny UV isan-karazany, mba hanànana “teint Californien” hono hihihi na koa mba ho tahaka ny metisy e!

Santionany fotsiny ny t@ fifidianana MIss France 2009 ity, mazava ho azy moa fa raha Miss Mayotte no fotsy dia tsy dia tena mitombona loatra satria dia ny mainty hoditra no tompon-tany ao. Fa ny hafa kely sady mmhh mahafinaritra dia ny nahitana ny Miss Bretagne izay tera-tany Malagasy araka ny voasratra, zarazara hoditra ilay tovovavy. Ary ny tena fehiny be kosa dia ny naha lany an’i Miss Midi-pyrenées izay metisy koa raha ny fihodirany no jerena, tena nahazo vahana hatraty Frantsa ilay Obama mania io ann hihihi, ahoana izoa nefa ny hatao fa i ra Brice aza @ izoa tsy sasatry ny mandefa sy mamerina ny mainty hoditra any @ tany nihaviany avy!!!!!!!???????!!!!!

                                                                      

 Mahafinaritra ny mijery ny hakanton’ny hoditr’izy ireo e!!!!

 

 

 


No Comments It's lonely here, please leave a comment

Leave a reply




Bad Behavior has blocked 46 access attempts in the last 7 days.