Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Noely

Miarahaba ny rehetra, ary mirary noely sambatra tokoa ho an’ny fianakaviana tsirairay avy!

Ataoko fa samy nahazo ny tandrifiny avy na ny lehibe na ny ankizy tompon’ny fety fa indrindra ihany koa fa ny fanahintsika izay nohavaozina indray @ izao fitsingerenan’ny fahaterahan’ny mpamonjy antsika izao.

 


Hevitra 1

  1. tomavana tomavana :: Desambra 28th, 2008 10:17 pm

    Arahabaina tratry ny Krismasy dia mirary taom-baovao finaritra e !

Leave a reply




Bad Behavior has blocked 59 access attempts in the last 7 days.