tsiaro kely
Anisan’ny fianakaviam-be tokoa ny mpiara misera @ ity aterineto ity kann, saika mifankahalala aby ny olona eto na dia tsy mifanerasera mivantana aza.
Tsiaro kely fotsiny ity ataoko eto ity fa dia isaorana mihintsy ny FOKO MADAGASIKARA @ ASA rehetra ataony ho fampiroboroboana ny fifaneraserana eran-tany sy ny asa fampandrosoana ny firenentsika
Jolay 18th, 2009 |
Category: