Archive for Martsa, 2010
Zonà
Efa ho herinandro aho izao no tratran’io aretina tsy haiko io, zonà izao hoe ity anarany, akory atao fa dia mangidihidy ny faritra ahitana azy à vatana aloha e! ary ny ahy dia ny @ ambany helika havia sy iny ambaniny iny no tratrany ka dia manaintaina ery rehefa matory aho satria dia tsy azoko tsindriana ilay izy ggrrrr areti-mandoza tsssss
No comments
Martsa 20th, 2010 |
Category: