Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Fandalovana ny ety an-tany

http://m.leparisien.fr/seine-saint-denis-93/epinay-mortelle-intoxication-au-monoxyde-27-01-2019-7998126.php?fbclid=IwAR1FQyG2tvFI7rp-_C-ciGw_IUpXL6euV5F-DZLgnns_TEQdoGb5NO8vty4

 

 

Tsy hay ny hiteny, vahotra ny lela, fa dia izay no lahatra ary dia ekena satria dia Izy Tompo no nanome, ary Izy ihany koa no maka, isaorana Azy ny 45 taona nomeny anay niarahana niriaria taminy,

Veloma razandriko izany…..


1 comment

Hevitra 1

  1. McFy McFy :: Martsa 23rd, 2019 1:44 am

    Tsy hita tokoa izay azo lazaina fa sady tara aho vao naheno inty vaovao inty no vaovao tsy ampoizina mihitsy izao voina mihatra izao.
    Izaho rahateo koa moa tsy dia misera firy intsony na dia mamaky indraindray ihany aza.

    Tsy hamerina hamoha fota-mandry aho nefa tsy mety mionona ny fo raha tsy mitondra na dia teny fampaherezana an’ialahy sy ny ankohonan’ialahy aza.
    Araka ny voalazan’ialahy ery ambony hoe Izy no nanome ary Izy ihany koa no naka koa Aminy mandrakariva no ametrahantsika ny fanahiny sy ny fahatokisantsika ary ho lasan’izay ny lasa rehetra koa aza misosoka alahelo intsony lesy.

    McFy

Leave a reply