Diarin'i sipagasy
	<language>en</language>
Week end 19/02/2010
		<description>Tsy mba mahay manoratra aho moa fa dia milaza fotsiny ny ato am-poko.
Navesatra raha teo @ fihetseham-po no resahina,iny andro zoma harivan'ny 19/02/2010 iny, satria dia feno hafaliana raha nihaona t@ ireo namana mpifanerasera @ aterineto no resahina (facebook, blog, serasera) niaraka nientana ho an'i SHOAN, izay tsy zoviana amintsika ...</description>
N° TEL METY ILAINA
		<description>Mba nisy nahatsiaro ahy nanome dia zaraiko eto ihany koa
  La Bible répond à toutes nos questions. Voici quelques numéros de téléphone d'urgence, pour que la Bible devienne réellement le livre de Vie dans notre quotidien.
Quand vous êtes troublés, appelez Jn 14.
Quand les hommes vous harcèlent, appelez PS 27.
Si vous voulez ...</description>
Tontolin’i Jogany!
		<description>I ra Jogany moa dia tsy zoviana amintsika intsony, fa dia tena ikoizana @ resaka fifandraisana eto @ eterineto ity, nahafinaritra ahy ity lalao/sondage, nataony farany ity ka dia noraisiko, ary adikako ato amiko:
mirindra toy izao:
Indray andro izay taty Madagasikara…tadidin’i Hanitra
January 12th, 2010 
[doty! x3000] [daka!] [bex?]
Efa nisy 50 taona ...</description>
Patsa 1 tsy omby vava
		<description>Tsy tena nanana fifaliana ny hiarahaba olona tratry ny taona aho t@ ity taona 2010 ity!! lasa somary sauvage kely veh?? tsia, tsy te hiteny fotsiny hoe : hitondra soa sy fanambinana ho antsika anie ity taona ity', izay hatrany moa no hirariana anefa fa dia tsy te hiteny izay ...</description>
Noely 2009
		<description>Miarahaba ny mpitsidika ato hihihih iza moa izany afa tsy izaho sy ny zanako ihany e! mmhhh, kay moa hoe diary izy ity e!!! diary natao hipetraka ho azy koa rahateo!
Tratry ny noely 2009 aloha isika rehetra e! dia samy ho tratry ny manaraka ihany koa!
Maro ny vao² hatrizay tsy ...</description>
SERASERA.ORG FENO 10 TAONA
		<description>Vanim-potoana lehibe eo à fiainan'ny zanak'olombelona ny fahatratrarana ny tsingerin-taona nahaterahana, tsy latsa-danja @ izany ihany koa anefa ny zava-bita, tao-zavatra, asa tanana asa soratra sns....
Omena lanja manokana eto ilay tranonkala nahitako ny mamy sy nifikirako mafy raha sendra tafio-drivotra aho indray andro izay!!!(lol tadiavo any ambadimbadika any ny nahatonga ...</description>
tsiaro kely
		<description>Anisan'ny fianakaviam-be tokoa ny mpiara misera @ ity aterineto ity kann, saika mifankahalala aby ny olona eto na dia tsy mifanerasera mivantana aza.
Tsiaro kely fotsiny ity ataoko eto ity fa dia isaorana mihintsy ny FOKO MADAGASIKARA @ ASA rehetra ataony ho fampiroboroboana ny fifaneraserana eran-tany sy ny asa fampandrosoana ny ...</description>
Ny zanaka!
		<description>Eo @ fiainan'ny zanak'olombelona dia mitsimbadimbadika ary mitohy hatrany ny fitomboan'ny taranaka,
Amintsika Malagasy dia zava-dehibe tokoa ny fananana 'zanaka', rehefa manorina tokan-trano mantsy ny lahy sy vavy ( ireo aloha no ho resahiko fa tsy ny lahy sy lahy na ny vavy sy vavy) dia arahina fomba fiteny hoe :"... ...</description>
Gracieuse demoiselle
		<description>Tsy dia mpanoratra firy intsony aho tato ho ato fa, asa angamba be atao, na tsy misy 'motivation' veh??, fa dia ataoko rakitra ity, ho tsaroako indray andro any aloha e!,
Niserana teny ho eny aho dia nahita ity indray aloha
Gracieuse demoiselle,
Je sais qu’il t’arrive parfois de souffrir, d’avoir des doutes, ...</description>
Tsetsatsetsa tsy aritro
		<description>Mba nitsangatsangana aho androany dia tena tsy aritro ny hizara ity ato amiko ato!
 maman gasy
Les bloggers de foko
Hey la communauté - et les autres aussi, il n'y pas de discrimination ici- depuis quelques mois j'ai pris goût à visiter et commenter les blogs, jusqu'à en délaisser le mien. J'ai découvert cette plateforme ...</description>