ADY @ SIDA

Tsy arito ny hanamafy etoana na dia efa feno aza ny peta-drindrina aza manamafy fa mila mitandrina isika rehetra @ io aretina io. Mahagaga tokoa mantsy fa araka ny hita @izy ireny dia misy ny mieritreritra fa dia hoe mahamenatra hono ny manontany ‘fimailo’ @ ilay olona miaraka aminy!! amiko anisan’ny porofom-pitiavana izany, satria miaro azy sy miaro ny tenanao ianao!, koa aza atao antsirambina aza fa ny ho avinao anie no lalaovinao @ io aretina io e!!!!!! tsy mba miharihary ohatra ny vay an-kandrina mantsy ny olona misy azy io koa mahaiza mitandrina e!
ANDRO IRAISAM-PIRENENA IADIANA @ SIDA NY FAHA 01/12 KOA AZA HADINOINA NY MAMPIHATRA IZANY @ FIAINANAO AN-DAVANANDRO.
Novambra 30th, 2008 |
Category:
Miombo-kevitra tanteraka am sipagasy!