Ngidin’ny safidy!
An investigation into sex tourism in Madagascar
Nanaitra sy nanohana ny foko loatra ity sangan’asa kely ity ka zaraiko aminareo, ny fanafodiny veh??? hhmm ngamba ny fahatsapan-tenan’ny tsirairay handray ny andraikitra tandrify azy avy.
Ato koa misy lahatsoratra mahafinaritra sy mahatalanjona ho an’izay liana jereo eto
Janoary 11th, 2009 |
Category:
Merci nizara e, ary elaela aho tsy namangy tato! biz ndry