2009
Tsy odian-tsy hita intsony ny zava-miseho any an-tanindrazana @ izao fotoana izao, Mahonena ny vahoaka atao tohatra fiakarana, Mahonena ny firenena latsaka anaty ady an-trano tahaka izao, ary Mahonena ny mahita ny entana sy ny trano rava sy may @ izao fotoana izao ihany koa.
Tsy any an-toerana moa ny tena ka dia eto à aterineto no manovo ny fahalalana ho @ izay zavatra rehetra miseho any ankoatry ny antso an-tarobia ifanaovana @ fianakaviana sy namana any an-toerana.
Indro ny rohy fanarahako akaiky ny zava-miseho any an-tanàna!
Fa masina ny tanindrazako.
MIJOROA MAHASAHIA FA MASINA NY TANINDRAZANA.
Janoary 26th, 2009 |
Category:
Misaotra sipagasy a!
salut,
notagevako ndriko
ilay 25 izany an…
http://simplex.blaogy.com/post/326/6131
bonne chance

Taggeko kely ianao aloa mba hanala azy kely indray isika e :)http://pakysse.wordpress.com/2009/03/27/tag-ho-any-blogosphere-izy-ito-an-sondage-foko/