Blaogin’ny Namana Serasera weblog

SERASERA.ORG FENO 10 TAONA

Vanim-potoana lehibe eo à fiainan’ny zanak’olombelona ny fahatratrarana ny tsingerin-taona nahaterahana, tsy latsa-danja @ izany ihany koa anefa ny zava-bita, tao-zavatra, asa tanana asa soratra sns….

Omena lanja manokana eto ilay tranonkala nahitako ny mamy sy nifikirako mafy raha sendra tafio-drivotra aho indray andro izay!!!(lol tadiavo any ambadimbadika any ny nahatonga ahy ho tonga teo @ tora-pasiky ny serasera.org)

Nankalazaina t@ fomba manetriketrika mantsy izany faha 10 taonan’ny takila izany, nanafana ny lanonana t@ izany ny Tarika AMBONDRONA, JOBILY WEBER, FAMAKY, ny DJ koa teo an-daniny nahitana an’i SIM JAY  ary ny ekipan’ny MOVE MADA.

Tsy ho lava resaka aho fa indro ny rohy nosoratan’ny tompon-takelaka ho @ izany faha 10 taona izany!

 

ouups miala tsiny fa nisy fahatapahana ny aingam-panahy ka tsy mahita soratana intsony indray e!!!! ouupss

 

Marihina fa maimai-poana ny serasera.org, nefa na izany aza dia misy ny vola aloha ho @ loha milina sns koa tsy hoe mitarain-tana-miepaka izy ireo (mpikarakara) @ izany na koa manao antso avo, fa mba manainga antsika kosa ho an’izay te handray anjara fitia tsy mba hetra ny @ fanohanana ny takelaka.

 http://www.hostingpics.net/viewer.php?id=782537fety1.jpg       

soa hatrany ny fiarahatsika e!!

“tsiky dia ampy” hoy i sefo izay!


Hevitra 3

  1. sipagasy sipagasy :: Oktobra 4th, 2009 2:08 pm

    saika handihy mihintsy i raozygasy teo annnn

  2. ikalamako ikalamako :: Oktobra 4th, 2009 4:28 pm

    clap clap clap clap clap

  3. vahatra vahatra :: Martsa 1st, 2010 11:01 am

    miarahaba anareo aho,
    sendrasendranny nahasokafako ity blog ity nefa dia faly aho no nalahelo namaky ny tantaran’i shoan, izay tsy fantatro nefa dia mihombona halaelo @ nareo aho satria fantatro ny mahazo ny olona tratran’ny cancer,
    mankahery ary maniry ny fitahian’ny Tompo.

Leave a reply




Bad Behavior has blocked 59 access attempts in the last 7 days.