Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Noely 2009

Miarahaba ny mpitsidika ato hihihih iza moa izany afa tsy izaho sy ny zanako ihany e! mmhhh, kay moa hoe diary izy ity e!!! diary natao hipetraka ho azy koa rahateo!

 

Tratry ny noely 2009 aloha isika rehetra e! dia samy ho tratry ny manaraka ihany koa!

 

Maro ny vao² hatrizay tsy nanoratana izay, teo ny tsara ary euhhhh tsy tadidiko kosa ny ratsy!!!!

tanisaiko fotsiny fa @ andro hafa aho mitantara azy koa:

natao ny fisehoana sy soratr’i rafaralahy (Dama sy Murielle) nahafinaritra ny fety sy ny lanonana, teo koa ny fandraisana an’i Dadafara Mbosa Randriamihoatra koa pastera maharitra ao à Fiangonana Malagasy any paris (Charenton raha tsy diso ny fitadidiko), niaraka ny mpianakam’s nanao noely na taty fr na ny tany dago….. euhh tsy tsaroako intsony ny tohiny….

 

fa indro kosa rohy apetrako ho hitanao e! fa mba hoe niaraka nanatontosa moa izany no fiteny sa hoe nanome hevitra e! hihih an’i Carrie izay namana hita tao @ facebook , izay naman’i LOVA Nantenaina, ao @ io fasinjavatra io moa dia ny naman’ny namana dia azo atao koa hoe namana ihany koa, koa indro aza omeko eto ilay rohy ahitanao ny fanaovan’i Carrie ny mofo gasy

 

http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/4/AfwZy-jS2b0


3 comments

Hevitra 3

  1. tomavana tomavana :: Desambra 26th, 2009 4:05 pm

    Antenaiko fa samy nanao Noely finaritra tanivom-pahasalamana daholo isika 🙂

  2. ikalamako ikalamako :: Desambra 27th, 2009 12:38 am

    tratry ny fety aloha e, dia mirary soa foana.
    Fa hmmm be ilay vidaka, kaly ity !!!!!!
    Misaotra fa hozaraina amin’ny hafa ihany koa e.
    Bizzzz

  3. nante9 nante9 :: Janoary 9th, 2010 1:04 pm

    Tratry ny taona ihany koa. Mampite-ihinana mihitsy ilay mofogasy, samy pro no nifanampy. Fa ahoana kosa ary no antsoina hoe “Love” izany le akamako io? Izy be fitiavana fa maratra ny masony mahita izao ary rotika ny sofiny maheno an’io. Tsetsatsetsa tsy aritra iny an !

Leave a reply