Blaogin’ny Namana Serasera weblog

Tsindrin-tsakafo

Mhhh rehefa avy voky teo aloha dia tsy misy ankoatran’ny voankazo no tsara indrindra e! fa atolotro anareo eto ihany ny mba haitraitra fanaoko rehefa misy fotoana ka mandray vahiny iny aho e!, tsy afaka hataoko isan’andro moa fa tsy misy fotoana e! (hiih mody izany eo hihih)

Fa @ izao andro fety izao kosa dia tsara ny glaces e! hihih oa manasa daholo e!!!!


No Comments It's lonely here, please leave a comment

Leave a reply




Bad Behavior has blocked 39 access attempts in the last 7 days.